Flex

Ya ya
Ya ya
Ya ya
Hey oh

Ya ya
Ao ve oh
Ya ya

Mamacita tia mivoaka isak' à la Noche
Handeha hi-flex anaty moov Caliente oh
Mamacita tia mivoaka isaka la Noche
Handeha hi-flex anaty moov Caliente

Oh miss flex, oh miss flex
Freaky gyal, asio flexing
Asehoy ilay bika, asehoy ilay Endrikao
Asio ilay fihetsikao mi-flex' iny

Hey, hey
Relax' tsotsotra demare-ko ny Marijuana
Asio demôsy kely, gyal
Mba hampiakatra satimaka hoa
Za mila misakorokoroka
Mila orokoroka, fa torotoro
Izany foko akia malala
Flex (Gyal)
Ahetseo le Pum-pum Hot (Pum-Pum hot)
Yao flex
Tsisy kôzy nade Pum-pum Skinny, io nade Pum-pum fat
Yao flex
Big flow
Big tioramar mampiantrano Anao androany
Avy eny amin'ny tieks, revy Matotra tsy mianiany izany

Alatsao, alatsao, alatsao, alatsao, Alatsao, alatsao
Alatsao hoe mama
Alatsao, alatsao, alatsao, alatsao, Alatsao, alatsao
Alatsao hoe mama

Malala yo, malala yo
Mahita anao mihetsika io ahy
Mila ho lasa adaladala yo, adala Yo
Hitako amin'ny fihetsikao enao,
Tia manalanala-nala yo, manala Yo
Hey, tsy misy kianina efa sex-Sexy gyal
Ny bikanao, ny endrikao Manaitra filana

Alatsao, alatsao, alatsao, alatsao, Alatsao, alatsao
Alatsao hoe mama
Alatsao, alatsao, alatsao, alatsao, Alatsao, alatsao
Alatsao hoe mama hoe, hoe Mama hoe, alatsao hoe mama Hoe, hoe mama hoe...

Flex, oh miss flex
Flex, oh miss flex
Yao flex, oh miss flex

Ah la la la la la la la
Tioramar, you know
Eka eka, eka eka, eka eka
Eka eka, eka eka, eka eka



Credits
Writer(s): Martiora Freedom Martiora Freedom
Lyrics powered by www.musixmatch.com

Link