Dabokandro
Anaty maizina otrn batman
Adala be otrn joker
Ze eo aloha rehetra potena
Tairo le voaygang alefao kely
Efa be mpifuck elah, tsy mila fuckena
Nefa fuck elah foana ny theme an'ny bandy
Blem vaovao, tairo arozena
Inona ndray no resabe miainga anaty rap?
Mizara rima maloto, manao rima maloto
Ny kofa mila manoto, ny opps mina-maloto
Asio 808, ny niggako ato antrano
Ny anaranay hitoetra na de ny fiainana mandalo
Anaty mouv tsika tsy mitovy
Raha tsy mitovy tsika za tsy mi-move
Ny marina rehetra tsy kobo amin'ny newz
Checkeo zay sy ny dasol miara milesta ny loza
Checkeo eny amin'ny bakarta aho miparade otrn mendy
Efa kobonay ny tataka, otrn nen'i wendy
Alahady atram alahady, lundi atram lundi zay mtrave
Sombre ny ao anatin casque sy ny vazo
Mandefa lavitra ny ao anatin tady
Nigga aza mitady
Anatin rap otrn hoe dabokandro
Zaraiko ny poizina isanandro isanandro
Asalam lekum
Nigga mantreky aty ataoko mifona
Niainga, niteky zaho tsy azonao tsony
Agnaty labo miketriky zaho tsy azonao antsoina
Poeta mumble zaho tsy jean narivony
Mmh mmh tsy zakan vavony
Opps voneko dia ataoko amin'ny gony
Oups, bitchnao fuckeko agnaty room
Zaho le mc vazana anatin ro-ma
Yeah rima afafy mampangana nigga yeah
Lotoko anao mamafa nigga yeah
Môky zaho mila mama hafa nigga yeah
Raha nariako tsy hipodianako
Agnatin game zahay kara dabokandro
Rap syga lalaovinay kara hoe voapatch
Fa hainao zahay voay ze nandalo jiaby voabatcha
Kaia mandalo aty kô tsy te ho voadaroka
Agnatin menimeninay dark
Kobonao le tarika?
Bitch kaia mangarika
Lasa stupid reo vo naheno ny rapko
Antsovo hoe john snow tsy kobonao kô tsy amin'ny alina
Agnatin menimeninay dark
Kobonao le tarika?
Bitch kaia mangarika
Lasa stupid reo vo naheno ny rapko
Antsovo hoe john snow tsy kobonao kô tsy amin'ny alina
Tsy kobon ze tsizy otrn dabokandro
Fa leleko io game io maraina na atoandro
Zaraiko ny dope otrn dabokandro
Ny fan maika haka otrn hoe fara andro
Tsy mirehareha aho amin'ny fiainana kely
Izay mamy be tsy otrn fiainandr kindy
Vao tsisy apoka elah tsy mahazo miteny
Vao tsisy apoka elah hoano ny kindy
Ze alefako dingue dingue
Mihetsika mahery vo bang bang
Na koa vo gang bang
Voaygangyeah fiainana dangodango
Na tsy jarifa
Poids lourd otrn queen latifah
Ny kindinavanlisany
Baiseko vo tsy membre ny mille-fa
Pétasse miandry ambony bed
Ze ataoko anazy tsisy bedy
Ny ennemis wipeko, all dead
Anaty rap syga aho mitondra be otrn Dredd
Za tsy en dreadlocks otrn Rossy
Nefa isanandro aho mamo mosy
Zavatra ataoko tsy mameno poche
Fa za mihinana tampoka otrn Sergio Ramos
Adala be otrn joker
Ze eo aloha rehetra potena
Tairo le voaygang alefao kely
Efa be mpifuck elah, tsy mila fuckena
Nefa fuck elah foana ny theme an'ny bandy
Blem vaovao, tairo arozena
Inona ndray no resabe miainga anaty rap?
Mizara rima maloto, manao rima maloto
Ny kofa mila manoto, ny opps mina-maloto
Asio 808, ny niggako ato antrano
Ny anaranay hitoetra na de ny fiainana mandalo
Anaty mouv tsika tsy mitovy
Raha tsy mitovy tsika za tsy mi-move
Ny marina rehetra tsy kobo amin'ny newz
Checkeo zay sy ny dasol miara milesta ny loza
Checkeo eny amin'ny bakarta aho miparade otrn mendy
Efa kobonay ny tataka, otrn nen'i wendy
Alahady atram alahady, lundi atram lundi zay mtrave
Sombre ny ao anatin casque sy ny vazo
Mandefa lavitra ny ao anatin tady
Nigga aza mitady
Anatin rap otrn hoe dabokandro
Zaraiko ny poizina isanandro isanandro
Asalam lekum
Nigga mantreky aty ataoko mifona
Niainga, niteky zaho tsy azonao tsony
Agnaty labo miketriky zaho tsy azonao antsoina
Poeta mumble zaho tsy jean narivony
Mmh mmh tsy zakan vavony
Opps voneko dia ataoko amin'ny gony
Oups, bitchnao fuckeko agnaty room
Zaho le mc vazana anatin ro-ma
Yeah rima afafy mampangana nigga yeah
Lotoko anao mamafa nigga yeah
Môky zaho mila mama hafa nigga yeah
Raha nariako tsy hipodianako
Agnatin game zahay kara dabokandro
Rap syga lalaovinay kara hoe voapatch
Fa hainao zahay voay ze nandalo jiaby voabatcha
Kaia mandalo aty kô tsy te ho voadaroka
Agnatin menimeninay dark
Kobonao le tarika?
Bitch kaia mangarika
Lasa stupid reo vo naheno ny rapko
Antsovo hoe john snow tsy kobonao kô tsy amin'ny alina
Agnatin menimeninay dark
Kobonao le tarika?
Bitch kaia mangarika
Lasa stupid reo vo naheno ny rapko
Antsovo hoe john snow tsy kobonao kô tsy amin'ny alina
Tsy kobon ze tsizy otrn dabokandro
Fa leleko io game io maraina na atoandro
Zaraiko ny dope otrn dabokandro
Ny fan maika haka otrn hoe fara andro
Tsy mirehareha aho amin'ny fiainana kely
Izay mamy be tsy otrn fiainandr kindy
Vao tsisy apoka elah tsy mahazo miteny
Vao tsisy apoka elah hoano ny kindy
Ze alefako dingue dingue
Mihetsika mahery vo bang bang
Na koa vo gang bang
Voaygangyeah fiainana dangodango
Na tsy jarifa
Poids lourd otrn queen latifah
Ny kindinavanlisany
Baiseko vo tsy membre ny mille-fa
Pétasse miandry ambony bed
Ze ataoko anazy tsisy bedy
Ny ennemis wipeko, all dead
Anaty rap syga aho mitondra be otrn Dredd
Za tsy en dreadlocks otrn Rossy
Nefa isanandro aho mamo mosy
Zavatra ataoko tsy mameno poche
Fa za mihinana tampoka otrn Sergio Ramos
Credits
Writer(s): Kizl Voaygang
Lyrics powered by www.musixmatch.com
Link
Other Album Tracks
© 2024 All rights reserved. Rockol.com S.r.l. Website image policy
Rockol
- Rockol only uses images and photos made available for promotional purposes (“for press use”) by record companies, artist managements and p.r. agencies.
- Said images are used to exert a right to report and a finality of the criticism, in a degraded mode compliant to copyright laws, and exclusively inclosed in our own informative content.
- Only non-exclusive images addressed to newspaper use and, in general, copyright-free are accepted.
- Live photos are published when licensed by photographers whose copyright is quoted.
- Rockol is available to pay the right holder a fair fee should a published image’s author be unknown at the time of publishing.
Feedback
Please immediately report the presence of images possibly not compliant with the above cases so as to quickly verify an improper use: where confirmed, we would immediately proceed to their removal.