Connait
Ry tavany hono efa nitifitra (grrr)
Ry tavany hono efa namono (baw)
Ry tavany hono efa nideal (moly, shhww)
Minana vola ana deal (wow)
Ny apisnao hono voalesta (mmh)
Miaraka amin'ny gang hono voa mihetsika (ansooo)
Gang hono izy, tandremo ny fihetsika (yeee)
Zahay efa connais amin'ny reste (haha)
Zahay efa connais amin'ny rehetra (connais, hhh)
Kick eny amin'ny tava (kick), otrn amin'ny tekken (oo)
Ny mc rehetra mirehoaka (fuck you)
Otrn hoe ..., otrn hoe tslelen (tslele)
Tsy mataho-masomena mirehatra (mbay)
Izy hono mandrava (kozy), le mapinannem, nemany
Tatawa otrn nen'ny rehetra (shit)
Niainga avy any ambany hono, ny lalana no nitaiza (taiza?)
Mangamanga daholo ny anatin caisse, manga
Samy maka hoazy pory fa miaina mahaiza (bise)
Ny sky hono no limite, nefa handeha pory ho aiza? (kay)
Izy hono masika, maditra, mavesatra (lourd)
Anatin sera sy ny resaka betsaka (otrn bitch)
Be ny te hitifitra de tsy matody no betsaka (sixa)
Be ny manamaivana rehefa modiko dezaka (shut)
hm hm, ze tiko pory (yeah)
ambony ny mic mingongonona (pory ee)
tsy manaraka ny rythme koa ny tonony (yaz)
ny kindindreniny rehetra voatonontonona (kiii)
mifona fa tsy hamerina intsony intsony (kony?)

Credits
Writer(s): Kizl Voaygang
Lyrics powered by www.musixmatch.com
Link
Other Album Tracks
© 2024 All rights reserved. Rockol.com S.r.l. Website image policy
Rockol
- Rockol only uses images and photos made available for promotional purposes (“for press use”) by record companies, artist managements and p.r. agencies.
- Said images are used to exert a right to report and a finality of the criticism, in a degraded mode compliant to copyright laws, and exclusively inclosed in our own informative content.
- Only non-exclusive images addressed to newspaper use and, in general, copyright-free are accepted.
- Live photos are published when licensed by photographers whose copyright is quoted.
- Rockol is available to pay the right holder a fair fee should a published image’s author be unknown at the time of publishing.
Feedback
Please immediately report the presence of images possibly not compliant with the above cases so as to quickly verify an improper use: where confirmed, we would immediately proceed to their removal.