Koboko
I love this song
Koboko ny làlana fa mbola dezaka (koboko)
Koboko ny boto milamina, koboko hoe iza no dedaka (koboko)
Koboko ny 'tasse mibanaka
Koboko hoe iza no mihezaka (koboko)
Kobony ny fanondro adala milentika tsy mety reraka (wow)
Sa ahoana? (wow)
Izao rehetra izao ho foana (wow)
Ho kobon-tena fa ny hatsarana zava-poana (kobo)
Kobony hono ny adalako nefa samy manao ny ataony (kobo)
Kobo ny toetra ratsy, waiaka ny havany eo daholo (aaaayyy)
De dorako ihany ny moly (moly), de dorako ihany ny mosy (moly)
Koboko ny ennemis milahatra otrn emboutaka eny Itaosy (kobooo)
Koboko miseho ho aivr nefa hita pory hoe faosika (putain, putain, putain, putain)
Koboko
Koboko hoe iza no nifitra (yyyyy)
Kobo ny kindidreniny tsy mi-kiff mihitsy (wooow)
Koboko mitsikotsiko (fuuck)
Fa tsisy sahy manintsy (fuck)
Kobony ny délire an-akist fa kindin'alika (kobo)
Anizid be raha kobonao sendra mitsiky (ooooou)
(Ouais)
Anizid aho rehefa kobonao sendra mitsiky
Koboko ny mifa, koboko ny ralah na de mifanalika (ouais)
Koboko ny rythme, fa isanandro io magnifika (fiiika)
Ze iray rendrika pr
Otrin'ny amin'ny faran'ny Titanic
Koboko ny fikany (fuuuck)
Koboko ny laingany, koboko ny ditrany (kobo)
Koboko ny làlana (kobo)
Koboko koa ny nigga te hamingana (kobo)
Koboko ny solo
Amin'ny 12 alina aho mijery ny kintana (yaz)
Koboko ny fiainana, avy any amin haizina aho no nanao dingana (ooooou)
Alеloia (aleloia)
Koboko mitsara ahy daholo ry kindnava (ouais)
Koboko hoe solida ny еkipa matoa tsisy rava (ouais)
Koboko ny mangidy, koboko ny mitraka rehefa misy lasa
Fuck ny ambiny (putain)
Koboko ny atao rehefa kindnava
Koboko ny atao rehefa kindnava
Koboko ny ratsy na tsy eny amin'ny tava
Vao koboko hoe tsizy d'efa hialako degany

Credits
Writer(s): Voaygang Voaygang
Lyrics powered by www.musixmatch.com
Link
© 2024 All rights reserved. Rockol.com S.r.l. Website image policy
Rockol
- Rockol only uses images and photos made available for promotional purposes (“for press use”) by record companies, artist managements and p.r. agencies.
- Said images are used to exert a right to report and a finality of the criticism, in a degraded mode compliant to copyright laws, and exclusively inclosed in our own informative content.
- Only non-exclusive images addressed to newspaper use and, in general, copyright-free are accepted.
- Live photos are published when licensed by photographers whose copyright is quoted.
- Rockol is available to pay the right holder a fair fee should a published image’s author be unknown at the time of publishing.
Feedback
Please immediately report the presence of images possibly not compliant with the above cases so as to quickly verify an improper use: where confirmed, we would immediately proceed to their removal.