Efiko Parsi

Aleoko Tazomina ho ahy samy irery
Malala ny fitiavako anao sa tsy anjara
Fa raha ho Volagniko anao d mba menatra aho sao tsy ifamaly Lay Foko
midoboka mafy maniry ny ihanta itampify eo anilanao
fa mba faniriana ny azy le mba iara-dalana aminao e
Fa tsy naharay lamba aho anie rehefa iny enao
sendra mandalo zay no matonga ana ikalokalo
Ka Aleoko nenaranao no ho vetsonina rehefa sendra mba matsiaro
Efiko oh .

Refrain: Efiko ho ahy irery ny fitiavako anao iny
Tsy amboraka aho tsy iteny fa ho tiaviko mangina
Tiko ianao malala eh,
Tsy votery ifankalala eh
Tiko ianao fa aleo aloha
Parsi Parsi -Paris-Par là .

Dia ilay ventsom-Paniriana
No naniry anana olon'tiana dia lasa nitia antsokosoka mino aho fa tsy
fadisoako lay mahatsiaro irery ao ampandrina no natonga ny saiko
aminavina kanefa dia aleoko aloha
mangina eh Fa ho ita eo zay ao arina ao
Fa tsy naharay lamba aho anie rehefa iny enao sendra mandalo zay no
matonga ana ikalokalo dia aleoko nenaranao no
ho vetsonina rehefa sendra mba matsiaro Efiko oh

Refrain: Efiko ho ahy irery ny fitiavako anao iny
Tsy amboraka aho tsy iteny fa ho tiaviko mangina
Tiko ianao malala eh,
Tsy votery ifankalala eh
Tiko ianao fa aleo aloha
Parsi Parsi -Paris-Par là



Credits
Writer(s): Hery Rahaingomanana
Lyrics powered by www.musixmatch.com

Link