Mama
Mama tiako, baba tiako, mama tiako
Ity hira ny ray aman-dreniko
Hira ny ray aman-dreny jiaby eto ambonin'ny tany
Hoan'ny nindry hoan'ny hada misaotra amin'areo
Hoa nindry sy hada eh
Misaotra aminaro hoy zaho eh
Tombo zaza madinika
Mankatia anareo zaho oh
Hoa nindry sy hada eh
Maro andro lasa izahay eh
Navy lera fisaorana
Nahazo rady tsara izahay eh
Hoa nindry é mama tiako
Tsy hoe kay hoy zaho hadinoko anareo
Fa ny foko hoy zaho (oh oh)
Dia hany aminareo hany eh
Hoa hada é baba masiny eh
Lavitry areo zaho aty
Fa ny foko hoy zaho (oh oh)
Dia hany aminareo hany eh
Hoa nindry (eh eh)
Mama tiako (tiako oh)
Baba tiako tsy hatakaloko hoy zaho (ho zaho eh)
Mama tiako (tiako tiako)
Baba tiako
(Ka) menimeny mandeha lavitry eh
Mahatsiaro tarimy tsara
Tsy narary tsy nijaly eh
Fa salama tsara izahay eh
Karakara sy hanatra nazo
Nahabe izahy ity eh
Nahazo fomba tsara
Tsy avoa baraka anareo nindry eh
Hoa nindry eh mama tiako
Tsy hoe kay hoy zaho hadinoko anareo
Fa ny foko hoy zaho (oh oh)
Dia hany aminareo hany
Hoa hada eh baba masiny eh
Lavitry areo zaho aty
Fa ny foko hoy zaho (oh oh)
Dia hany aminareo hany eh
Hoa nindry (eh eh)
Mama tiako (tiako oh)
Baba tiako tsy hatakaloko hoy zaho (eh)
Mama tiako (tiako tiako)
Baba tiako
Baba eh baba eh baba masiny hoy zaho
Mama tiako
Tiako mamako mamako niteraka zaho
Nanamia nanamia za fiainana ity eh
Mama mama eh mama tiako o h
Baba tiako
Misaotra eh misaotra eh aminareo ray aman-dreniko
Mama tiako
Nanamia nanamia zaho fiainana ity eh
Baba tiako
Mama tiako
Ho ho ho mama tiako oh
Baba tiako
Mama eh mama tiako (ho zaho)
Mama tiako
Baba tiako
Tiako tiako tiako tiako (ho zaho oh)
Mama tiako
Tiako tiako tiako tiako (ho zaho oh)
Baba tiako
Mama tiako
Ah ah ah ah ah
Baba tiako
Baba eh mama eh baba mama tiako
Mama eh baba eh mama baba tiako
Mama tiako
Ahhhh nanamia, nanamia za fiainana ity eh
Baba tiako
Misaotra eh misaotra ah misaotra aminareo
Mama tiako
Misaotra aminareo oh
Oh nagnabe hoy zaho eh nagnabe anareo ity eh
Mama tiako
Baba tiako
Nagnabe hoy zaho oh oh
Mama tiako
Baba tiako
Misaotra aminareo mama eh
Mama tiako
Baba tiako
ABDOU DAY
Ity hira ny ray aman-dreniko
Hira ny ray aman-dreny jiaby eto ambonin'ny tany
Hoan'ny nindry hoan'ny hada misaotra amin'areo
Hoa nindry sy hada eh
Misaotra aminaro hoy zaho eh
Tombo zaza madinika
Mankatia anareo zaho oh
Hoa nindry sy hada eh
Maro andro lasa izahay eh
Navy lera fisaorana
Nahazo rady tsara izahay eh
Hoa nindry é mama tiako
Tsy hoe kay hoy zaho hadinoko anareo
Fa ny foko hoy zaho (oh oh)
Dia hany aminareo hany eh
Hoa hada é baba masiny eh
Lavitry areo zaho aty
Fa ny foko hoy zaho (oh oh)
Dia hany aminareo hany eh
Hoa nindry (eh eh)
Mama tiako (tiako oh)
Baba tiako tsy hatakaloko hoy zaho (ho zaho eh)
Mama tiako (tiako tiako)
Baba tiako
(Ka) menimeny mandeha lavitry eh
Mahatsiaro tarimy tsara
Tsy narary tsy nijaly eh
Fa salama tsara izahay eh
Karakara sy hanatra nazo
Nahabe izahy ity eh
Nahazo fomba tsara
Tsy avoa baraka anareo nindry eh
Hoa nindry eh mama tiako
Tsy hoe kay hoy zaho hadinoko anareo
Fa ny foko hoy zaho (oh oh)
Dia hany aminareo hany
Hoa hada eh baba masiny eh
Lavitry areo zaho aty
Fa ny foko hoy zaho (oh oh)
Dia hany aminareo hany eh
Hoa nindry (eh eh)
Mama tiako (tiako oh)
Baba tiako tsy hatakaloko hoy zaho (eh)
Mama tiako (tiako tiako)
Baba tiako
Baba eh baba eh baba masiny hoy zaho
Mama tiako
Tiako mamako mamako niteraka zaho
Nanamia nanamia za fiainana ity eh
Mama mama eh mama tiako o h
Baba tiako
Misaotra eh misaotra eh aminareo ray aman-dreniko
Mama tiako
Nanamia nanamia zaho fiainana ity eh
Baba tiako
Mama tiako
Ho ho ho mama tiako oh
Baba tiako
Mama eh mama tiako (ho zaho)
Mama tiako
Baba tiako
Tiako tiako tiako tiako (ho zaho oh)
Mama tiako
Tiako tiako tiako tiako (ho zaho oh)
Baba tiako
Mama tiako
Ah ah ah ah ah
Baba tiako
Baba eh mama eh baba mama tiako
Mama eh baba eh mama baba tiako
Mama tiako
Ahhhh nanamia, nanamia za fiainana ity eh
Baba tiako
Misaotra eh misaotra ah misaotra aminareo
Mama tiako
Misaotra aminareo oh
Oh nagnabe hoy zaho eh nagnabe anareo ity eh
Mama tiako
Baba tiako
Nagnabe hoy zaho oh oh
Mama tiako
Baba tiako
Misaotra aminareo mama eh
Mama tiako
Baba tiako
ABDOU DAY
Credits
Writer(s): Abdou Day
Lyrics powered by www.musixmatch.com
Link
© 2024 All rights reserved. Rockol.com S.r.l. Website image policy
Rockol
- Rockol only uses images and photos made available for promotional purposes (“for press use”) by record companies, artist managements and p.r. agencies.
- Said images are used to exert a right to report and a finality of the criticism, in a degraded mode compliant to copyright laws, and exclusively inclosed in our own informative content.
- Only non-exclusive images addressed to newspaper use and, in general, copyright-free are accepted.
- Live photos are published when licensed by photographers whose copyright is quoted.
- Rockol is available to pay the right holder a fair fee should a published image’s author be unknown at the time of publishing.
Feedback
Please immediately report the presence of images possibly not compliant with the above cases so as to quickly verify an improper use: where confirmed, we would immediately proceed to their removal.