Baby Vazaha

Baby vazaha
Aminao ny hatsarana
Enao ninahy
Entiko moly amin'ny tanàna
Anao koa azoko somaiko
Machiro ooohh
Tsy navelanao n'pihako ny jiro Ooohh

Baby vazaha
Aminao ny hatsarana
Enao ninahy
Entiko moly amin'ny tanàna
Anao koa azoko somaiko
Machiro ooh
Tsy navelanao n'pihako ny jiro Ohh

Ilay masonao mangamanga iny e
Raha vao nahita aho dia babo
Gaga aho sady variana e
Nahita ny hakantonao (Hoho)
Hafa mihitsy, izy le miavaka
Amin'ny maro oh
Ngozo kely pure-s'
Tsisy race mifangaro
Fixeko tsy mivaha ny prise tsy Atakalo
Very aloha ny taloha
Raha mihoatra amin' ilay tazako Amin'izao
Ilay tsironao matsatso navadiko
Misy maminy
Fitia indray alina tsy misy Tambiny
Ka araho ar' le mouvement-ko
Ny fitempo ny fo
Dia izay donany any donany (Yahh)

Baby vazaha
Aminao ny hatsarana
Enao ninahy
Entiko moly amin'ny tanàna
Anao koa azoko somaiko
Machiro ooh
Tsy navelanao n'pihako ny jiro Ohh

Baby (Baby)
Enao 'ty ma jolie
Mampa-jaloux zaho oohh
(Fa tsy ataoko mampanino zegny)
Fa tsy ataoko mampanino
Fa rehefa tia ma jolie tsy maintsy
Hoe jaloux zaho ooohh

Za 'ty kofa love
Taminao za nanova
K'aza asina kozy nofa
Fa 'zay ilainao za manefa azy
Za 'ty kofa love
Taminao za nanova
K'aza asina kozy nofa
Fa 'zay ilainao za manefa azy

Baby vazaha
Aminao ny hatsarana
Enao ninahy
Entiko moly amin'ny tanàna
Anao koa azoko somaiko
Machiro ooh
Tsy navelanao n'pihako ny jiro Ohh

Baby vazaha
Aminao ny hatsarana
Enao ninahy
Entiko moly amin'ny tanàna
Anao koa azoko somaiko
Machiro ooh
Tsy navelanao n'pihako ny jiro Ohh

Ah lalalala
Tioramar you know



Credits
Writer(s): Mafro Martiora
Lyrics powered by www.musixmatch.com

Link