Deco

Yee
Gang, gang, gang
Yee

Tsy 'zah 'rery ny ato
Fa maro be 'zahay
Yee
Maro be 'zahay ny ato
Fa tsy 'zah 'rery e
Yee
Mbola tsy niova ny attitude boto

Hey
'Ndao enao raha anaraka ahy
'Ndao enao raha anaraka ahy
'Ndao enao raha anaraka ahy
'Ndao enao raha anaraka ahy

Aiza e, aiza e
Ny lalanao mankaiza e
Miara-dia de milay be...
'Ndao tsika ho amigo
De ovaina ny deco...
Ohatran'i V. Damidot
Sy n'nataon'i Davido

Aiza e, aiza e
Ny lalanao mankaiza e
Miara-dia de milay be...
'Ndao tsika ho amigo
De ovaina ny deco...
Ohatran'i V. Damidot
Sy n'nataon'i Davido

'Ndao tsika ho amigo
De ovaina ny deco

Anaty mozika dope e
Anaty mozika Dope
Anaty mozika dope e
Anaty mozika Dope
Anaty mozika dope e
Anaty mozika Dope
Anaty mozika dope eee

'Ndao enao raha anaraka ahy
'Ndao enao raha anaraka ahy
'Ndao enao raha anaraka ahy
'Ndao enao raha anaraka ahy

Aiza e, aiza e
Ny lalanao mankaiza e
Miara-dia de milay be...
'Ndao tsika ho amigo
De ovaina ny deco...
Ohatran'i V.Damidot
Sy n'nataon'i Davido

Aiza e, aiza e
Ny lalanao mankaiza e
Miara-dia de milay be...

'Ndao tsika ho amigo
Ovaina ny ghetto...

Iainako hoa ny fiainako an
Iainako hoa ny fiainako e
Souvenir ny ampitso ny Androany
Yee yeye yee

Yee, yang Bomi
Eo amin'ny mic
A la prod Miada
Eo amin'ny tech. Darou
Yeah, dédikasy la mifa



Credits
Writer(s): Franck Razakarisoa
Lyrics powered by www.musixmatch.com

Link