Aiza ty toetra

Hey
Hey
Freuma
Freuma Tioramar
Ummh
Ay ianao milaza Ay ianao milaza
Ay ianao milaza Ay ianao milaza

Ay ianao milaza tsy tia bandy mi-spliff
Aza mitsara fa you don't know me
Ny tiako eo @ fiainana ny ahy dia Anizid
Fa inona no tena tinao ataonao ty
(Fa inona no tena tinao ataonao ty)
Ay ianao milaza tsy tia bandy mi-spliff
Aza mitsara fa you don't know me
Ny tiako eo @ fiainana ny ahy dia Anizid
Fa inona no tena tinao ataonao ty

Hey shut up
Ianao aza mitata salope
Rehefa lestena ohatra ny tsy anao
Nefa rehefa anontanina ohatra ny sahy loatra
Aiza ty fomba fanao
Manao izay maha fucked up ahy
Manao izay maha fucked up ahy
Mbo sanabavy fa mbay mbay
Fa be Tata
Ilay lelanao milelalela io
Efa @ na metatra ah
Ny vava efa mitatra ah
Oh shit!
Manao kozy masiso
Hey!
Mampanao izay mampasiaka ahy

Ay ianao milaza tsy tia bandy mi-spliff
Aza mitsara fa you don't know me
Ny tiako eo @ fiainana ny ahy dia Anizid
Fa inona no tena tinao ataonao ty
Ay ianao milaza tsy tia bandy mi-spliff
Aza mitsara fa you don't know me
Ny tiako eo @ fiainana ny ahy dia Anizid
Fa inona no tena tinao ataonao ty

Ummh hey
Hey hey
Aiza ty toetra eh
Ianao
Hey hey
Aiza ty toetra eh
Na inona na inona raha volanignao
Aiko fa vandy izao
Fa izaho tsy aninona
Fa mareko ny baka antimo
Ummh ummh

Kay Anizid Arast...
Ty ve ilay beu baka atsimo

Ay ianao milaza tsy tia bandy mi-spliff
Aza mitsara fa you don't know me
Ny tiako eo @ fiainana ny ahy dia Anizid
Fa inona no tena tinao ataonao ty



Credits
Writer(s): Niaina Randriamiandrisoa
Lyrics powered by www.musixmatch.com

Link