Jarina

Mba tiako feregnesanao fa zaho love a!
(Uhhmm yeah oo)
Fa ela niembenako anao hiova
Vandivandy avao tsy misy farany e,
Anao nahita soa meva
Fiainatsika tianao stopé'va
Tsy mahafolak' anao vasa zalahe
Mandefitry avao fe tsy manahy e

Narirariranao zaho oh (te quiero te quiero)
Ndre hitsakitsahinao isan'andro oh (te quiero te quiero)

Na te hiala anao Jarina an
Ny anaranao fa anaty ra
(Oh Jarina, Oooh Jarina),
Mombamomba anao Jarina an
Tsy anaty fo fa anaty fanahy
(Uhhmm yeah oo)
Anao fona ninahy no joker, joker, joker
Anao foana no joker, joker, joker
Anao fona ninahy no joker, joker, joker
Anao foana no joker, joker, joker

Mamany e, mamany e, mandiniha (mandiniha koahy mamany e)
Fa ty anaovanao ahy isan'andro
Efa mampahia fa tsy volany e,
Maga reo fa mikizaka e
Mpankahala ahy reo fa mitsinjaka e
Fa zaho tsy hisitaka e
Fa reveko m'lay na mwawawa

Narirariranao zaho oh (te quiero te quiero)
Ndre hitsakitsahinao isan'andro oh (te quiero te quiero)
Na te hiala anao Jarina an
Ny anaranao fa anaty ra (Oh Jarina, Oooh Jarina)
Mombamomba anao Jarina an
Tsy anaty fo fa anaty fanahy
(Uhhmm yeah oo)
Anao fona ninahy no joker, joker, joker
Anao foana no joker, joker, joker
Anao fona ninahy no joker, joker, joker
Anao foana no joker, joker, joker

Na te hiala anao Jarina an
Ny anaranao fa anaty ra (Oh Jarina, Oooh Jarina)
Mombamomba anao Jarina an
Tsy anaty fo fa anaty fanahy
(Uhhmm yeah oo)
Anao fona ninahy no joker, joker, joker
Anao foana no joker, joker, joker
Anao fona ninahy no joker, joker, joker
Anao foana no joker, joker, joker

Na te hiala anao Jarina an
Ny anaranao fa anaty ra (Oh Jarina, Oooh Jarina)
Mombamomba anao Jarina an
Tsy anaty fo fa anaty fanahy (Oh Jarina, Oooh Jarina)

Na te hiala anao Jarina an
Ny anaranao fa anaty ra (Oh Jarina, Oooh Jarina)
Mombamomba anao Jarina an
Tsy anaty fo fa anaty fanahy (Oh Jarina, Oooh Jarina)

Tsy anaty fo fa anaty fanahy
Oh Jarina fainako tiako o (Oooh Jarina)



Credits
Writer(s): Befiana Music
Lyrics powered by www.musixmatch.com

Link