Jereo
Jereo amin'ny masoko aho
Kobonao ve zaho hoe falifaly
Tsika samy misy rage fa tsika aloha tsy mitovy
Raha mamadika ahy ialahy tsy mendrika atao valy faty
Jereo amin'ny masoko aho
Ny alaheloko ao ambadiky ny masque
Ny ratranay miseho ambony notes sy ny tasy-tara
Tsapako ny tsapanao ry Gasikara
Tia ho re sta aho fa tsy tia ho lasa Mastar
Betsaka ny zavatra nitranga tsisy lafin-tsara
Satria izaho tsy lavitr'ady
Jereo amin'ny masoko aho
Tsy hitany zay zavatra efa hitako iny no azoko antoka
Fandresena ihany no azoko ato manontany tena aho hoe
Ahoana ny hiafarako raha hoe izaho tsy nanana squad
Sarotra azavaina ny ato anatiko ato
Jereo amin'ny masoko aho
Mbola tianao ve raha tena avoakako ny toetrako
Jereo amin'ny masoko aho
Izaho irery ve no tianao sa misy olon'kafa mendrika ny
Hanàla ahy amin'ny toerako
Jereo amin'ny masoko aho
Sûr ve enao fa lainga ireny vazonay ireny?
Jereo amin'ny paozinay
Jereo amin'ny masoko aho
Sûr ve ianao fa tsisy problème?
Jereo amin'ny masoko aho
Tsy olon-dratsy fa tsy mendrika ny ho masina
Izay rehetra nandalovan'ity masoko
Efa miazona ahy tsy hitambatra amin'ny maizina
Jereo amin'ny masony izy
Rehefa tady hiatsara ivelan-tsihy amasonao
Omenao ny tànana hanampiana azy
Avy eo tanàna efa tapaka no raisinao
Hey
Jereo
Fiainana mangidy
Miaraka aminazy tsisy mangina
Miaraka amin'ahy tsisy variana
Miaraka amin'ahy tsisy
Miaraka aminazy tsisy
Miaraka aminazy
Jereo
Jereo
Jereo amin'ny masoko aho
Jereo
Jereo
Jereo amin'ny masoko aho
Jereo
Hum
Jereo amin'ny masoko aho
Yeah
Yeah
Jereo amin'ny masoko aho
Jereo amin'ny masoko aho
Kobonao ve izaho hoe ratsy fanahy
Tsy vitako ny nijery anao nivantana
Nilatsaka ny ranomasonao lay tamin'ny tsika roa nifanary
Jereny amin'ny masoko aho
Dia fantatro hoe tsy tiany ho lasa ohatran'ahy no hiafarany
Zara raha mahatoky ny olombelona
Satria izay olombelona ve moa no ndeha hitsara ahy amin'ny fara andro
Jereo amin'ny farany hey
Hoe iza tamin'ireny lay hoe "takizay nofirana"
Jereo amin'ny masony izy d'efa fantatrao hoe tena tia anao ve izy
Sa tia anao amin'ny Filàny
Jereo amin'ny hirany
Dia fantatrao hoe izaho mbola mahay mi-rap lavitra
Mijereva fitaratra aloan'ny tena hitsara
Sûr ve ianao fa tonga lafatra?
Hey
Jereo
Fiainana mangidy
Miaraka aminazy tsisy mangina
Miaraka amin'ahy tsisy variana
Miaraka amin'ahy tsisy
Miaraka aminazy tsisy
Miaraka aminazy
Jereo
Jereo
Jereo amin'ny masoko aho
Jereo
Jereo
Jereo amin'ny masoko aho
Jereo
Hum
Jereo amin'ny masoko aho
Yeah
Yeah
Jereo amin'ny masoko aho
Hey
Jereo
Fiainana mangidy
Miaraka amin'ahy tsisy variana
(Jereo amin'ny masoko aho)

Credits
Writer(s): Manoa Andriamiadanarivo, Nanté Andrianina
Lyrics powered by www.musixmatch.com
Link
Other Album Tracks
© 2024 All rights reserved. Rockol.com S.r.l. Website image policy
Rockol
- Rockol only uses images and photos made available for promotional purposes (“for press use”) by record companies, artist managements and p.r. agencies.
- Said images are used to exert a right to report and a finality of the criticism, in a degraded mode compliant to copyright laws, and exclusively inclosed in our own informative content.
- Only non-exclusive images addressed to newspaper use and, in general, copyright-free are accepted.
- Live photos are published when licensed by photographers whose copyright is quoted.
- Rockol is available to pay the right holder a fair fee should a published image’s author be unknown at the time of publishing.
Feedback
Please immediately report the presence of images possibly not compliant with the above cases so as to quickly verify an improper use: where confirmed, we would immediately proceed to their removal.