Izaho Mila
Izaho mila bad bitch mitovy amin'i Francka (Francka Audrey:IG)
Izaho zao mila quichta dia alaiko aloha ny dollar
Tsy mila anao mitata aho
Fa rehefa miperce aho dia anjaranao mitantara
Raha bitch ny maille efa feno anahy ny kaval
Raha ditra ny rap dia ny fiainako en cavale
Dia nofeheziko ny alina
Mandona ny mozika matoa misy ny mpialona
Mamiratra ny ho aviko
Tsy mahaliana ahy ianao matoa nolaviko
Fa tsy hoe izao ny miavona
Dia rehefa tsy miteny dia midika hoe maivana
Aza manaiky ho ambany fa tsy misy tonga lafatra
Mitsara ivelany yst nefa any anaty lost
Optimiste aho dia nofirako ny past
Maka milamina aho anaty peura fa tsy fast (Ay)
Izaho mila bad bitch mitovy amin'i Francka

Alaiko aloha ny dollar
Tsy ilaiko ianao mitata
Efa lasako ny Amboara

Credits
Writer(s): Amboara Rabenjarinivo
Lyrics powered by www.musixmatch.com
Link
Other Album Tracks
© 2024 All rights reserved. Rockol.com S.r.l. Website image policy
Rockol
- Rockol only uses images and photos made available for promotional purposes (“for press use”) by record companies, artist managements and p.r. agencies.
- Said images are used to exert a right to report and a finality of the criticism, in a degraded mode compliant to copyright laws, and exclusively inclosed in our own informative content.
- Only non-exclusive images addressed to newspaper use and, in general, copyright-free are accepted.
- Live photos are published when licensed by photographers whose copyright is quoted.
- Rockol is available to pay the right holder a fair fee should a published image’s author be unknown at the time of publishing.
Feedback
Please immediately report the presence of images possibly not compliant with the above cases so as to quickly verify an improper use: where confirmed, we would immediately proceed to their removal.