Lavitra (feat. Ashh)

Taloha aho lazaina fa tsy izy
Izao efa tsy misy mahatsindry
Tsy misy mahatsindry eto an-tampony eto
Anaty ranomasina efa nilentika daholo MC dia izaho mpanjakan'ny apnée
Misaotra an'ireo nanohana
Raha vitako omeko volana daholo ny abonnés

Izaho tsy m'sora fa ny MC no fohako
Headshot shoot ray dia fake folo no vohako
Tsy misy mahafaly ankoatran'ny mozika sy vola
Tadidiko daholo ilay nanaratsy aho, izao izy mifona
Nanaraka ligne iray aho dia koboko daholo izay nanambany ahy
Izao izy mivoana
Ashh, teneno azy ireo fa isika no hanavotra ny pe-ra
Ola Ola, fuck ny toca, Shout Out Svaro, aleo Pepsi Cola
Jey BR, Ashh, anaty focal
Au stud izahay manangana empire au calme
Pe-ra ihany no anaty vocal
Feno flow bocal
Fuck ny puristes
Atambatro daholo na mpanao Drill na Boom Bap
Mangina ianao papi fa chargé ny pe-pom, paw paw bitch
Po-popiko ny game, kokotio ny MC fa surcôté
Roaso tany ireo, ampiakaro co-codis izay mivoaka tao copie

Izaho tsy manaraka dian'ny fake
Fuego.Std mameno ny vaika
Tampon'ny pyramide ny paika
Izay irery izao no eto ambony fa aza m'check
Tsy eto intsony aho fa efa lavitra ny saiko
Betsaka ny MC n'give up nisaiko
Cash ny tanjona mila mameno ny chèques, yeah

Tsy ela anaty game fa ny old vao passe-dé
Tsy omeko toerana fa feno ahy ny rain-té
Cible visée, tsy misy ratée
Vavako ohatrany antsy dia efa mahatehotia
Ash Rap MLG's beauty
Mandona be na dia tsy cookie
Mahatara ihany na dia tsy coquine
Original fa tsy copie
Tsy midedaka hoe high level fa avadiko mpakafia ny haters
Vao kobony hoe roso kely izaho dia tonga daholo suceurs de teuchs
Dia ry kiala midongy ho reuss, nefa tsy ni-call taminy nisy teuf
Fuck ny war, peace ny ahy no zaraiko
Ny intérêt-ako ihany no ao an-tsaiko

Tsy eto intsony aho fa efa lavitra ny saiko
Izay tiako ny ataoko, izaho tsy misy mibaiko
Raha tsy mety ny androany, dem hatsaraiko
Ash vao mipotra dia ny pokona miaiky
Izay ankoatranay tsy misy mahavoa
Izay akoatranay shit head bitch
Vao fuck daholo ny snitch
Omeko one shot ireo tonga dia vita

Izaho tsy manaraka dian'ny fake
Fuego.Std mameno ny vaika
Tampon'ny pyramide ny paika
Izay irery izao no eto ambony fa aza m'check
Tsy eto intsony aho fa efa lavitra ny saiko
Betsaka ny MC n'give up nisaiko
Cash ny tanjona mila mameno ny chèques, yeah
Izaho tsy manaraka dian'ny fake
Fuego.Std mameno ny vaika
Tampon'ny pyramide ny paika
Izay irery izao no eto ambony fa aza m'check
Tsy eto intsony aho fa efa lavitra ny saiko
Betsaka ny MC n'give up nisaiko
Cash ny tanjona mila mameno ny chèques, yeah

Credits
Writer(s): Jessi Rabenja
Lyrics powered by www.musixmatch.com

Link