IKALAJEJO

Vita ny voloko
Tafiditra ny hanjoko
Hainareo
Misy vernis ny tanako
Vonona aho hivoaka androany
Vonona hivoaka
Tsisy miala eto ny any
Tsisy mitsoaka

Za rehefa eny an-dalambe
Mitodika ny be sy ny maro
Omeo lalanao handeha
Rehefa henonao avy any ilay kiraro
Kay kay kay kay kay
Zany pozinay zany
Kara top modely
Fa tsy otrin' isandro
Androany indray aho mba nanao metimety
Jejo
Zah ndray jejo
You can call me Jejo
Ikalajejo
Jejo
Zah ndray jejo
You can call me Jejo
Ikalajejo
Hamanjana re zany
Hamanjana re zany
Hamanjana re zany
Hamanjana re zany
Hamanjana re zany
Hamanjana re zany
Hamanjana re zany
Hamanjana re zany

Mitoditodika ny bandy
Misiotsioka ny bandy
Fa raha ny masonao mijery
Oh baby tsisy bedy
Ny tananao tazomy any
Eny alaviro any
Fa izaho tsy mitady vady
Hajao aho fa vehivavy

Za rehefa eny an-dalambe
Mitodika ny be sy ny maro
Omeo lalanao handeha
Rehefa henonao avy any ilay kiraro
Kay kay kay kay kay
Zany pozinay zany
Kara top modely
Fa tsy otrin' isandro
Androany indray aho mba nanao metimety
Jejo
Zah ndray jejo
You can call me Jejo
Ikalajejo
Jejo
Zah ndray jejo
You can call me Jejo
Ikalajejo
Hamanjana re zany
Hamanjana re zany
Hamanjana re zany
Hamanjana re zany
Hamanjana re zany
Hamanjana re zany
Hamanjana re zany
Hamanjana re zany



Credits
Writer(s): Ny Ony Razafindratandra
Lyrics powered by www.musixmatch.com

Link