Manta Moaka
Oh yeah oh yeah oh yeah
Oh yeah
Fa tokony ho fatako
Tamin'ianao vao hitako
Fa tsika sy ianao tsy akaiza e
No tsy mba azoko
Izay tato an-tsaiko ato
Tamin'izaho nitsiky anao iny e
Fa angamba horavaiko, hofafako
Ny alahelo sy tomany
Ny ratra noho ianao malala
Fa dia izao foana ihany
Eny izao foana hatrany
And you
Only there at 2 am
Only want me so you can complain
Once again
Y'all the same
I should have known
By the fomba fanasanao vary iny e
Ilay fomba fandrahoanao vary iny e
Kanefa nazava hoe
That you and I weren't meant to be
Oh Ilay fomba fanasanao vary iny e
Ilay fomba fandrahoanao vary iny e
Kanefa nazava hoe
That you and I weren't meant to be
Hainao, hainao ihany
Isanandro tsika roa mifamaly
Mandefa message aho ianao tsy mamaly
Nefa taloha mailaka erỳ
Milaza hoe "tsisy anao izaho marary" yeah
Vao mifoha vao maraina teny mamy yeah
Azafady (no)
Tsika tsy mbola mivady
Still you
Only there at 2 am
Only want me so you can complain
Once again
Y'all the same
I should have known
By the fomba fanasanao vary iny e
Ilay fomba fandrahoanao vary iny e
Kanefa nazava hoe
That you and I weren't meant to be
Oh ilay fomba fanasanao vary iny e
Ilay fomba fandrahoanao vary iny e
Kanefa nazava be
No you and I were not meant to be
Oh yeah
Fa lasa manta moaka
Yeah
Oh lasa manta moaka
Ah lasa manta moaka
Ny tantarantsika roa
Oh yeah
Fa tokony ho fatako
Tamin'ianao vao hitako
Fa tsika sy ianao tsy akaiza e
No tsy mba azoko
Izay tato an-tsaiko ato
Tamin'izaho nitsiky anao iny e
Fa angamba horavaiko, hofafako
Ny alahelo sy tomany
Ny ratra noho ianao malala
Fa dia izao foana ihany
Eny izao foana hatrany
And you
Only there at 2 am
Only want me so you can complain
Once again
Y'all the same
I should have known
By the fomba fanasanao vary iny e
Ilay fomba fandrahoanao vary iny e
Kanefa nazava hoe
That you and I weren't meant to be
Oh Ilay fomba fanasanao vary iny e
Ilay fomba fandrahoanao vary iny e
Kanefa nazava hoe
That you and I weren't meant to be
Hainao, hainao ihany
Isanandro tsika roa mifamaly
Mandefa message aho ianao tsy mamaly
Nefa taloha mailaka erỳ
Milaza hoe "tsisy anao izaho marary" yeah
Vao mifoha vao maraina teny mamy yeah
Azafady (no)
Tsika tsy mbola mivady
Still you
Only there at 2 am
Only want me so you can complain
Once again
Y'all the same
I should have known
By the fomba fanasanao vary iny e
Ilay fomba fandrahoanao vary iny e
Kanefa nazava hoe
That you and I weren't meant to be
Oh ilay fomba fanasanao vary iny e
Ilay fomba fandrahoanao vary iny e
Kanefa nazava be
No you and I were not meant to be
Oh yeah
Fa lasa manta moaka
Yeah
Oh lasa manta moaka
Ah lasa manta moaka
Ny tantarantsika roa
Credits
Writer(s): Itokiana Larti Ravelomanana Rosiers
Lyrics powered by www.musixmatch.com
Link
© 2024 All rights reserved. Rockol.com S.r.l. Website image policy
Rockol
- Rockol only uses images and photos made available for promotional purposes (“for press use”) by record companies, artist managements and p.r. agencies.
- Said images are used to exert a right to report and a finality of the criticism, in a degraded mode compliant to copyright laws, and exclusively inclosed in our own informative content.
- Only non-exclusive images addressed to newspaper use and, in general, copyright-free are accepted.
- Live photos are published when licensed by photographers whose copyright is quoted.
- Rockol is available to pay the right holder a fair fee should a published image’s author be unknown at the time of publishing.
Feedback
Please immediately report the presence of images possibly not compliant with the above cases so as to quickly verify an improper use: where confirmed, we would immediately proceed to their removal.