Kodiaran-tsarety
Day by day month for month
Workin'a Fa mahasoa lafo
I don't sleep na'ta fa lavo
Street life kely fô mankalaza
Ny tody tsy misy fa n'y ataonao miergna
Anao koa ratsy ratsy koa fameriny
Tsara vitanao tsy maintsy aherigny
Zay misy atao fôgna manankery
Nagnantegna anam'bôla be nefa tsy azo
Tsy nahay n'anday mora anao fa nalazo
Mivadika fiaignana mavoa tazo
Fijaliagna niany ho fahasambaran-dava
Mitady rariny tsy nahazo
Tagnaty marigny asalôha lava
Fagnatenagna iou mena mahazo
Midôla mavoa tsy mavoa nao kajo
Magnanôva tsara Anao kó mbôla miaigna
Hiafaragna ambany tany mbôla ho mègna
Ra tsy foinao tan-tany mbôla zareigna
Anao fa razagna akagny tsisy raha zakegna
Ranomaso milatsaka tsy èla mègna
Mivadibadika fiaignana mitandrèma
Asa vitanao fôgna anday tsaraigna
Mitandrèma
Sarotra lesy ny mahazo amboara
Miketrika mafy efa iaraha mahalala
Miodina ny tany izay ataonao androany
Izay ihany no entina mba hitsarana
Kodiaran-tsarety ny life e
Raha manao ny ratsy ialahy dia ho aiza e
Aleo manao manao ny tsara ho taratry ny any afara
Fa miheritra ve lah fa io adalan'lah io tsy hivaly rehefa kelikely
Sao dia ela miheritreritra fa tsy hisy fiafarany io bontolo io rehefa kelikely
Sao dia hoe tsisy quoi tsisy bedy ny fananam-bahoaka raofin'ilahy tsikelikely
Diso ela tsy maintsy ho voan'ny hevitr'ela ihany lah io rehefa kelikely
Fa ialahy miandry an'iza, zay vao hiketrika
Izay vao hitsangana ambony fandrina
Fa ialahy miandry an'iza
Izay vao handray an-tanana ny lifen'ialahy rehefa any aoriana
Sao de heverin'ialahy fa raofim-potsiny ny volany
Dia hoe ny Ray aman-dReny eo foana ihany
Very ialahy! Tadidio fa tsy ho eo foana ireo satria miodina ny tany
Kodiaran-tsarety ny life e, ny mena mety hivadika ho fotsy
Ianao manao ny tsara io
Aza kivy ianao fa mbola ho tafa calme fotsiny
Tadidio fa tsisy ny ady mbola lany
Aza miazakazaka mafy lalana malama
Fiainana mandroso mankany mankany
Tandremo ianao sao fanina fa miodina ny tany

Fiainagna mitovy am sary
Misy faly de misy mijaly
Zay ramaka de mila mikaly
Hitady fahasambaragna agnaty ny jaly
Saigna atao matanjaka tsy mila kivy lesy
Managna fanantenana tsy agneky resy
Mila miketrika de tafa zay natsangana aza avela ho rava
Fiainagna tsy vita mora lesy
Mila fetsifetsy Olte olte
Life aty my negga may be, Skuurt Skuuurt

Pawww, Flawless Music, SM Mafia, Bang Bang
A.K.A 47

Credits
Writer(s): Tahiana Andrianiaina
Lyrics powered by www.musixmatch.com
Link
© 2024 All rights reserved. Rockol.com S.r.l. Website image policy
Rockol
- Rockol only uses images and photos made available for promotional purposes (“for press use”) by record companies, artist managements and p.r. agencies.
- Said images are used to exert a right to report and a finality of the criticism, in a degraded mode compliant to copyright laws, and exclusively inclosed in our own informative content.
- Only non-exclusive images addressed to newspaper use and, in general, copyright-free are accepted.
- Live photos are published when licensed by photographers whose copyright is quoted.
- Rockol is available to pay the right holder a fair fee should a published image’s author be unknown at the time of publishing.
Feedback
Please immediately report the presence of images possibly not compliant with the above cases so as to quickly verify an improper use: where confirmed, we would immediately proceed to their removal.