Haf

Hot as a fuck nigga!
Rehefa mandatsaka aho,ohatran'ny varatra
Ambony level efa hitanao taratra
Miakatra miakatra antanan-tohatra
Zah lay fakampanahy tsy misy matohatra
Artiste ohatran'i Da Vinci aho fa tsy mpanao rap
Izay maheno anahy tonga dia mitapy
Teny maningana mety hampiditra perte
Tsy serie télé ity ka asina part
Izaho izao HIGH anaty appart
Manokatra porte aho
Balta aza miditra fa mamay ohatran'ny Sparta
Ety ambony rahona aho mitsingevana
Miaraka amin'i Goku sy Toriyama
Ety ambony rahona aho mitsingevana
Miaraka amin'i Goku sy Toriyama

Pour sortir le démon en nous, on peint quelques tableaux
Comme le cinéma j'ai remplacé les plans avec des mots
J'ai pas peur de l'avenir au fond je sais à quoi m'attendre
Je suis de retour dans le game, mon négro ils vont m'entendre
Je suis de retour dans le game, mon négro ils vont m'entendre

Niainga tamin'ny tsy nisy ohatran'i Tony-Sosa
Ilaina midebr ilaina ny sahy-sahy
Miakatra étage aho niala ny sous sol
Efa aty amin'ny camp anay indray izao ny baolina
Mirefotra ny basy
(coup de feu)
Memento Mori dia mametraka tantara
H.A.F mameno ny tontolo
Mangidy ny rap dia nasiko tantely
Tsy maintsy hisy hikozy hoe zah tsy mahay mirapy
Izay nitetika nandingana tsy nahavita aloha hatreto
Mihevitra aho ho vendrana,salantapy
Izy mihevitra azy ho Goliata nefa tsy fantany aho hoe Rapeto

Pour sortir le démon en nous, on peint quelques tableaux
Comme le cinéma j'ai remplacé les plans avec des mots
J'ai pas peur de l'avenir au fond je sais à quoi m'attendre
Je suis de retour dans le game, mon négro ils vont m'entendre
Yeah
Izy mihevitra ny tenany ho Goliata nefa tsy fantany aho hoe Rapeto
Je suis de retour dans le game, mon négro ils vont m'entendre



Credits
Writer(s): Amboara Rabenjarinivo
Lyrics powered by www.musixmatch.com

Link