Freddy Kruegger

Anaty peura ohatran'ny tueur à gage
Mamono izay tsy izy
Izy midongy ho tompony
Nefa izaho indray no nahazo seza
Anti Système anarchiste zah' zao mfuck police
Tsy olombelona mitovy aminareo aho
Fa Dieu de la malice

Izaho manafika anaty nofy
Ohatran'ny hoe Freddy Krueger
Miala tsiny aho raha toa ka tsy tonga fa lany ny lera
Miavaka style,anaty ciné koboy aho hoe Slasher
Rahariva aho manafika dia anaty nofy tsika mifanena

Mamiratra anaty haizina ohatran'i Ray Charles
Reveko ny life na dia tsy raitra aza
Reveko ianao na dia nandratra ahy
Fa sonar sy mozika ihany no nandritra ahy
Raha ifanena amin'ahy aloha dia miditra andro
Raha ifaninana amiko aloha dia vita andro
Efa betsaka no hitako nampiseo tandroka
Ka tsy menatra intsony aho ny hanisy fandrika
(AY)
Alaiko daholo izay azo halaina hatramin'i maman'lisany
Averiko ihany fa tsy olombelona aho fa Dieu de la malice
Vao maheno anah ny MC rehetra dia manao malaise
Eto ambony trône-ako aho mandinika
Dia ny rap game hamanizako
Hmm
Amaru
Freddy Kruegger
Paw paw
Gang



Credits
Writer(s): Amboara Rabenjarinivo
Lyrics powered by www.musixmatch.com

Link