Lanao

Ianao no nofidiako re rahavana
Nomeko fitiavana
Jereo ka mba raiso 'reto tanana
mitoloko izy ireo ka aza lavina

Atolotro ho anao ho anao irery
hataka ihany anefa fa tsy an-tery
aza atositosikao raha tsy ANJARA
adinoy fotsiny iny fa tantara



Credits
Writer(s): Public Domain
Lyrics powered by www.musixmatch.com

Link