Mozambika

Mozambika e
Mitabataba lalandava e
Mozambika e
Mitabataba lalandava e
Tanana andrefana ao izy e
Tanana andrefana ao izy e
Manakoako i Mozambika e
Tanàna andrefana ao izy e
Tanàna andrefana ao izy e
Ny basy no mihirahira e

Mozambika e
Ny adiny tsy mbola vita e
Mozambika e
Ny adiny tsy mbola vita e
Tanàna andrefana ao izy e
Tanàna andrefana ao izy e
Jereo i Mozambika
Tanàna andrefana ao izy e
Tanàna andrefana ao izy e
Masiaka i Mozambika e

Mozambika e
Miady hoan'ny tanindrazana e
Mozambika e
Miady hoan'ny tanindrazana e
Tanàna andrefana ao izy e
Tanàna andrefana ao izy e
Tsy mahita andro miratra e
Tanàna andrefana ao izy e
Tanàna andrefana ao izy e
Mbola hamirapiratra e

Gasikara
Gasikara ndeha ho aiza e
Gasikara
Gasikara ndeha ho aiza e
Tanàna misy antsika izy e
Tanàna misy antsika izy e
Nolokoina menamena
Tanàna menamena izy e
Tanàna menamena izy e
Feno trano mangamanga



Credits
Writer(s): Zafimahaleo Rasolofondraosolo
Lyrics powered by www.musixmatch.com

Link