Sambo de gera

Io ilay sambo de gera nitondra Dada niady tany an-dafy a

Nisy vazaha mena sofina be iray nitondra ny sambo

Io ilay kiraro de gera nohentin'i Dada niady tany an-dafy a

Tokana tokana tokana sisa tavela

Io ilay akanjo de gera nohentin'i Dada niady tany an-dafy a

Feno feno feno diana bala

Maty izy Baba ka maty izy Neny e
Maty izy Baba ka maty izy Neny e

Credits
Writer(s): Dama Mahaleo
Lyrics powered by www.musixmatch.com

Link