San Andreas
Atomboko amin'ny "fuck you" satria zay no efa kobony
Tsy asina sentimaka na de kodiny
Maloto ny tata enoko any andamosina
Maloto ny tatany otrn vola miodina
Samy manao ze tiany otrn amin'ny san andreas
Ze tsy nino anay tonde fuck
Mahadomelina anaty ra, ny adalako efa non stop
Mailo sao de ho taraiky bonera otrn Pop Smoke

Tsy miaina amin'ny like, tsy miaina amin'ny reacts
Vola no ilaiko, za tsy niangavy hoe tehafo
Mikombona ny vava, tsy mila manabe asa
Io samy manao ny ataony otrn amin'ny san andreas
Anaty 1 sy 8 miova daholo ny rehetra
Ny tanjoko tsy ny hoe hampifaly ny rehetra
Mody hoe fitiavana no mody hoe lehibe ndrindra
Fa rehefa amin'ny tena izy fuck daholo ny rehetra
Ymayma daholo n'aizanaiza
Mdonaka tsy miandry hoe legalize
Tsisy idiran'ny mozika sy ny ratsy taiza
Tsy anaty fivavianao izany ny paradise
Ze tsy mety koa mety, sa ahoana?...
Io tsy mila forcena
Tsy mila tantaraina ny rehetra, efa kopy tena
Ny ota, ny Andriamanitra sy devoly mijerijery
Tsy matoky an'izaniza, samy ho faty irery...
Solo

Mailo sao de ho taraiky bonera otrn Pop smoke

Credits
Writer(s): Kizl Voaygang
Lyrics powered by www.musixmatch.com
Link
Other Album Tracks
© 2024 All rights reserved. Rockol.com S.r.l. Website image policy
Rockol
- Rockol only uses images and photos made available for promotional purposes (“for press use”) by record companies, artist managements and p.r. agencies.
- Said images are used to exert a right to report and a finality of the criticism, in a degraded mode compliant to copyright laws, and exclusively inclosed in our own informative content.
- Only non-exclusive images addressed to newspaper use and, in general, copyright-free are accepted.
- Live photos are published when licensed by photographers whose copyright is quoted.
- Rockol is available to pay the right holder a fair fee should a published image’s author be unknown at the time of publishing.
Feedback
Please immediately report the presence of images possibly not compliant with the above cases so as to quickly verify an improper use: where confirmed, we would immediately proceed to their removal.