Lainga
Yyyyeah
Eeeeh
Yyyyeah
Eeeh (yyyeeah, eeh)
Tiako enao mandrakizay, lainga
Mandrakizay ny antsika, lainga
Ny antsika tena fitiavana, lainga
Fitiavana amle lehibe ndrindra, lainga
Lehibe ndrindra aminy hono ny ao ambony
Ny ao ambony ihany hono no mahita ny rehetra, lainga
Ny rehetra akamako daholo, lainga
Ny daholo be faly amina hono, lainga
Hono hoa fa iza moa enao no hiteny ahy?
Hita eny ihany ny tohiny rehefa handeha ny lera
Lera miazakazaka, maka tsy ankiera
Tsy ankiera, dominén'rtazi hono ny sera, lainga
Sera mena ambony nohon'ny mena, lainga
Mena otrn lokon'ny ra very, oay
Very tanaty politika ny firenenay
Firanay ny ay rehefa be tatawa
Tata hoa no lalana izy, lainga
Izy hono, ny otrnazy hono tsisy, lainga
Tsisy lainga sy resaka amin'ny sisiny, lainga
Amin' sisiny ny reviko ny ahy ataoko parsi
Parsi, ze kopy ihany no kopy, tsisy hoe inona
Inona moa no tsy zaka fa natao de vita
Vitan'ny resaka io, io tsy mandeha raha tsy vola
Vola no maharangahy, za mila mangamanga fa ny fiainana tsy mora
Mora lotra ny mikozy, fa le manatanteraka tsy de mandona
Mandona trop ny drogue, fa raim de misava koa ny hamamoana
Amamon'ny blem, ze miainga eo lemako, tsy asiko rora
Rorako amin'ny tavany ny kajy vo tsy miafara amin'ny moula
Moula ndraindray tady hivadika ho fiainandemony
Ny demony mitsiky amlah otrn hoe tsy hisaraka tsony

Credits
Writer(s): Kizl Voaygang
Lyrics powered by www.musixmatch.com
Link
Other Album Tracks
© 2024 All rights reserved. Rockol.com S.r.l. Website image policy
Rockol
- Rockol only uses images and photos made available for promotional purposes (“for press use”) by record companies, artist managements and p.r. agencies.
- Said images are used to exert a right to report and a finality of the criticism, in a degraded mode compliant to copyright laws, and exclusively inclosed in our own informative content.
- Only non-exclusive images addressed to newspaper use and, in general, copyright-free are accepted.
- Live photos are published when licensed by photographers whose copyright is quoted.
- Rockol is available to pay the right holder a fair fee should a published image’s author be unknown at the time of publishing.
Feedback
Please immediately report the presence of images possibly not compliant with the above cases so as to quickly verify an improper use: where confirmed, we would immediately proceed to their removal.