May

Otrn bob marley nahazo kaya
Isanandro isanadro may aho
Anatin labo ny son mamay
Tsy azo andramana ny somanay
May ny moly, main'ny pills
Game fuckeko tsy amiako biz
Kara mac&cheese, izy hoaniko kara Mac&cheese
Alo aloo
Miloko maro otrn anaty film
Ny antsaiko tsy kobon kil

Alo aloo
Miloko maro otrn anaty film
Ny antsaiko tsy kobon kil

Weed fo feno my brain
Letry za nifoha nandregny
Again again again
Amaray kara zegny
Fa money in my mind yah
Shawty kaza miahiahy
Niggz aza mifagnia amna
Mampidrik fo na mifly high
Fly may high yeah
Feno loko bedebe
Miakatra be le effet
Niggz anao miala on the way
Miala sao votsidie

Feno loko bedebe
Miakatra be le effet
Niggz anao miala on the way
Miala sao votsidie

Zaho tsy misoma am tokontany efa nipissenao
Lavitry ny pussy nigga ga akaikin'ny
Masoko mena olo jiaby mipoly
Tsy casseer-ko aby, za tsy mivaky loha
Tagnana ataoko may kila
Tsy analana tsy anampiana
Agnaty maizina
Sipper-ko foana ny poizina
Kaia mipoly loatra tsô ho gila
Mikisaka too de mangina
Good vibe zahay ndrô mdeal azy
Tsy zakan'ny sasany ditrinay
Mampa perplexe life hiainanay
Amamiako amin'ny lean béka mba tsy mahafaiky

Yeah
Vibe, plugg
Life, thug
Adala, buzz
Tala... omeo za de passio le faya andorako anazy
Madona ny 808, mandona ny frazy
Menamaso dol ny nigga ao anaty entourage
Otrn sangoku aho ambony nuage
Otrn professeur aho anaty casa
Setroka fotsy no mvoka amin'ny vava
May farakze may, kobo amin'ny tava
Ambony mic sady mifaly aho no mivaza
Son iray monja mandrava ny manda

Otrn bob marley nahazo kaya
Isanandro isanadro may aho
Anatin labo ny son mamay
Tsy azo andramana ny somanay
May ny molly, main'ny pills
Game fuckeko tsy amiako biz
Kara mac&cheese, izy hoaniko kara Mac&cheese
Alo aloo
Miloko maro otrn anaty film
Ny antsaiko tsy kobon kil
Alo aloo
Miloko maro otrn anaty film
Ny antsaiko tsy kobon kil



Credits
Writer(s): Kizl Voaygang
Lyrics powered by www.musixmatch.com

Link