Salanitra

Il est souvent des mots
Il est aussi des cris
Que le cœur en sanglots
Laisse échapper sans bruit
Faut-il que je te le dise
Faut-il que je te le dise

Mais il est des moments
Où un silence éloquent
Nous murmure toujours
Tous nos petits mots d'amour
Mais faut-il que je te le dise
Mais faut-il que je te le dise
Il sera des jours heureux
Où tous nos mots et nos cris
Deviendront pour nous deux
L'espoir de notre vie
Alors, tiens fort ma main ma chère
Ne dis rien, espère

Misy ve ny fiteny
Misy angamba filaza
Ny fitia lava reny
Tsy voalazan'ny vava

Nefa tsy aleo aloha mangina
Nefa tsy aleo aloha mangina

Ho avy indray andro any
Hangina koa ny tany
Ka ny hiran'ny fitia
No hanjaka ho doria

Nefa tsy aleo aloha miandry
Nefa tsy aleo aloha miandry

Ho tojo isika roa
Ao anaty lapasoa
Ka ireo nofy teo aloha
Dia ho tanteraka avokoa

Salanitra isika roa
Salanitra isika roa



Credits
Writer(s): Honore Rabekoto
Lyrics powered by www.musixmatch.com

Link