Maty masoandro
Yeah, (Kaaaaiza)
Matin'ny masoandro (Yaz)
Manomboka ny lanonana (Yo)
Yyyaz
Alien Xkay (Yaz), Kizl (Yaaz)
IKotofetsy sy IMahaka Gang (Gang's, gaaang's, gang's)
(Hehehe) Matin'ny masoandro nigga
Vao manomboka ny tena rehetrarehetra
Sy ny rehetrarehetra (Hahahehehe)
Mibontsina ny paosy tsisy afatsy roa alina
3 tapitrisa no laniana anio alina
Fuck fa rampitso zay vo mitady ny hoanina
Eto miainga freest fa tsisy nomanina
Mivoaka ny jack da, aza mbola fanimpanina
Ny mason ry zal otran any taiwan
Ny feo efa resy, efa mia farimparina
Ny rapnay real efa atram day one
Miakatra ny alcool, asio maskita,taloha tsisy vola, fa hita ny fika
Maloto ny rima eto fa tsy hiran'i kiaka
Be reo mpanenjika fa tsisy nigiaka
Mandalo ny ekipa, biatch mivika, mamay ny tanàna, ny fisianay midika
Zay voasokajy ho mpitondra ny ditra
Anaty fiainan'alika zay mbola mibika
Midofaka ny setroka tsy doro tanety
Tsy aty elah raha hifandona kanety
Matoa ty nivoaka de mety mandona otrn Komety, lafo otrn gourmette
Manapaka otrn mpanety, mila vola amin'ny sarety
Mandoro otrn mpanefy
Eeeeh, aiza eh, aiza eh, aiza eh
Feno anay ny tany boribory (Zany an?)
Yeah, eeeeh, eeeh eeeeh
Shut
Maimbo gobsa ny beara, maimbo moly ny alina
Ny mason'ny nigga efa normal
Ny biatch misabaka otrn air jordan
Mandeha ra ny prod otrn amin'ny mortal
Eh, eh, calmos ral
101 eo amin'ny code postal
Ao foana ny blazeko raha vao hip hop sale
Maty ny masoandro vao manomboka ny bal
Ny kil no taitaitra fa ny ghetto milamina
Ao andakoziako ny kilogrammes
Ambany ny patal otrn methodman
Fuck ny rythme hifuckeko anao ry gyal
Versace versace ny mbala amafany ny rano navokan'ny organe
RAP ratsy tarehy foana no miainga, tsy miova ny fanao ry zal
Maloto ny lalao ry nigga, ny ville lasa champions league
Iza amlisany no tompon'ny street?
Ny streetnlisany amanizan'ry kindy
Ze tsy afera de efa firako aloha
Maivamaivana zay sy ny tigeko poids lourd
Maty ny masoandro, miverina ny ditra taloha

Credits
Writer(s): Kizl Voaygang
Lyrics powered by www.musixmatch.com
Link
Other Album Tracks
© 2024 All rights reserved. Rockol.com S.r.l. Website image policy
Rockol
- Rockol only uses images and photos made available for promotional purposes (“for press use”) by record companies, artist managements and p.r. agencies.
- Said images are used to exert a right to report and a finality of the criticism, in a degraded mode compliant to copyright laws, and exclusively inclosed in our own informative content.
- Only non-exclusive images addressed to newspaper use and, in general, copyright-free are accepted.
- Live photos are published when licensed by photographers whose copyright is quoted.
- Rockol is available to pay the right holder a fair fee should a published image’s author be unknown at the time of publishing.
Feedback
Please immediately report the presence of images possibly not compliant with the above cases so as to quickly verify an improper use: where confirmed, we would immediately proceed to their removal.