Fanondro adala

Tsy mandaitra ny kozin reo mpanakiana
Anaty game otrn lalatiana
VoayGangYeah tsy adino
Ataon do-be mamalakira

Tsy mandaitra ny kozin reo mpanakiana
Anaty game otrn lalatiana
VoayGangYeah tsy adino
Ataon do-be mamalakira

Fanondro adala mitsangana
Rap gasy entinay amin'ny sangany
Fanondro adala any ambavany
Anizid, tsy mety hisava
Fa tairo aodony ihany ny fanafody
Efa bilabila tsy kobo ny lalana mody
Otrn amin'ny san andreas, samy manao ze mouvny
Miala lavitra amreo misaina amin'ny vavavody
Anatin kajy, ny nigga-ko rehetra lourd
Mandrosoa... mpetrapetrah pory
Tafa ny tanjona, ny blem akotrzay fohako
Fuck mits ny ambiny, manga ihany no anaty loha

Tsy mandaitra ny kozin reo mpanakiana
Anaty game otrn lalatiana
VoayGangYeah tsy adino
Ataon do-be mamalakira

Tsy mandaitra ny kozin reo mpanakiana
Anaty game otrn lalatiana
VoayGangYeah tsy adino
Ataon do-be mamalakira

Fuck ny fomba ratsinao, fuck tsy ahoako na tsy azonao
Fuck ny menamasonao, fuck pory ny petassenao
Fuck ny tarehimarikao, fuck pory rehefa tsy kalitao
Fuck pory ee, aparitao, fuck, tsy mivadika ny palitao
101, skrt
Ny prod faiziko
Isanandro may
Ny level... high...
Mlay foana ny fiainan'ny bandy
Na dia ny tany mivadika ambony ambany
Ny mc arorako amin'ny tany otrn rehoka
Ny game hidiranlah androany efa nolemako
Tsy voatery hitovy amin'ry tazi
Miotra ny donan'ny frazy
Ravina fito no anatin'ny vase
Andavamamba otrn san andreas

Tsy mandaitra ny kozin reo mpanakiana
Anaty game otrn lalatiana
VoayGangYeah tsy adino
Ataon do-be mamalakira

Tsy mandaitra ny kozin reo mpanakiana
Anaty game otrn lalatiana
VoayGangYeah tsy adino
Ataon do-be mamalakira



Credits
Writer(s): Kizl Voaygang
Lyrics powered by www.musixmatch.com

Link