Netflix

7,62 mm miafara eny amin'ny lohan'ny mpitambola
Voky na mamboly na tsy mamboly
Cookie, euphon, rox, T G, rongony
Mody nandra fa kopy dol ry tabory
Mitonia fa amnazy ny fidirambola
Mandeha mafy tsy mila hoentina mora
Mandeha mafy tsy mila asina rora
Rarany be fanja sy ny mouvny
Karazana drogue no miodina
Tsy arany ny revy miainga, tsy kobony
Ny mpitondra tady hivarotra ny nofiny
Ny apis tady hivarotra ny vodiny
Ny tele feno resaka tsisy fotony
Ny fanjakalan'ny lanitra misy tompony
Otrn anaty film
Ny nigga mila milli
Ny vahoaka vofeinte impiry
Biatch anaty ny mini, sextape miparitaka ny resabe
Tsy kely lalana ny ratsy, feno ny G A V
Misy tsy milamina, misy ra miraraka amin'ny pavé
Eo amin'ny nanata ny ghets, tsy lavitra no mandeha
Otrn amin'ny porno ny revy miainga anaty carée vip
Tsy tahaka ny any andanitra fa ymayma ety antany ety
Ramalagasy varina, very anaty katesizy

Tsy menatra tsony ry vokindy
Samy tanora tsisy manaiky votsindry
Very tsikalakalampihavanana
Efa ny mangamanga no lehibe indrindra
Ny hoavin'ny firenena te hanao ze tiany
Voaolana ny havana... avy any aorina
Ny ministra tsy mikozy afatsy ny fahiny
Voafingana ny volamena de waiaka
Tsy kozina ny ravan'ny pandemie so waiaka
Feno biby mitsapatsapa anatin mailaka
Anatin story any ny seran'ny maisatra

Ny zandry kely te hanao revin' american
Ze aleha mamay fa mailo, mila mierika
Mirongatra ny sarimbavy, anatin reseau no mipelika
Tsy mahay mikombona ny vavany sy ny derika
Feno dead tantarain vaovao ofisialy
Fa mitohy ny fiainana, tsy miova ny sary
Misy milliards, de misy maty mosary
Simban tsindrona, mitsipaka ry botary

Miparitaka ny arme vita gasy (mmh, yeah, huh, yeah)
Mirongatra ny secte sy ny fitaka (mmh, yeah, huh)
Kombaka be anaty vidaka
Misy sarany kely ny mijery gidraka
Feno maloto ambanin hitsaka
Samy miteny, ze tsy mazaka mikisaka



Credits
Writer(s): Kizl Voaygang
Lyrics powered by www.musixmatch.com

Link