Gasikara Vita Baorina
Fa tany efa vita baorina ny aty a, ny aty a
Ka tsy azonao izorana e
Fa tany efa vita baorina ny aty a, ny aty a
Ka tsy azonao izorana e
Miaramila manaraka anay dia ny amponga, dia ny amponga
Arahanay marakasy e
Miaramila manaraka anay dia ny amponga, dia ny amponga
Arahanay marakasy e
Fa tamboho avo be ny aty a, ny aty a
Ka tsy azonao idirana
Fa tamboho avo be ny aty a, ny aty a
Ka tsy azonao idirana
Raha miditra ny gara ny masinina, ny masinina
Dia mahita plaky iray
Dia mahita plaky izay manao hoe, dia hoe
Défense d'entrer e!
Raha miditra ny seranana ny sambo a, ny sambo a
Dia mahita plaky iray
Dia mahita plaky izay manao hoe, dia hoe
Défense d'entrer e!
Fa lanitra efa vita baorina ny aty a, ny aty a
Ka tsy azonao isidinana e
Fa lanitra efa vita baorina ny aty a, ny aty a
Ka tsy azonao isidinana e
Gasikara efa vita baorina ny aty a, ny aty a
Ka tsy azonao amidy e

Credits
Lyrics powered by www.musixmatch.com
Link
© 2024 All rights reserved. Rockol.com S.r.l. Website image policy
Rockol
- Rockol only uses images and photos made available for promotional purposes (“for press use”) by record companies, artist managements and p.r. agencies.
- Said images are used to exert a right to report and a finality of the criticism, in a degraded mode compliant to copyright laws, and exclusively inclosed in our own informative content.
- Only non-exclusive images addressed to newspaper use and, in general, copyright-free are accepted.
- Live photos are published when licensed by photographers whose copyright is quoted.
- Rockol is available to pay the right holder a fair fee should a published image’s author be unknown at the time of publishing.
Feedback
Please immediately report the presence of images possibly not compliant with the above cases so as to quickly verify an improper use: where confirmed, we would immediately proceed to their removal.